Entrée atandrify (tandrify)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao eo anoloana, mifanatrika amin' ny...: Aza atandrify ny trano ny lava-pako [1.1]
Morphologie 
Présent : atandrify, atandrifiko, atandrifinao, atandrifiny, atandrifintsika, atandrifinay, atandrifinareo, atandrifin', atandrifin-, atandrifim-
Passé : natandrify, natandrifiko, natandrifinao, natandrifiny, natandrifintsika, natandrifinay, natandrifinareo, natandrifin', natandrifin-, natandrifim-
Futur : hatandrify, hatandrifiko, hatandrifinao, hatandrifiny, hatandrifintsika, hatandrifinay, hatandrifinareo, hatandrifin', hatandrifin-, hatandrifim-
Impératif : atandrifio

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05