|
|
|
|

Entrée1  atambatra
Radical  2  tambatra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Akambana, ampiraisina, aharo: Natambany tao am-pisoko iray daholo ny akoho sy ny vorona ary ny gisa / Natambatry ny fifankatiavan' ny ankizy isika ray aman-dreny roa tonta
Atontaly: Natambatro ny vola azoko omaly sy afakomaly ka nahatratra efajato
Atohy: Hazo fisaka efatra no natambatra nanaovana itỳ latabatra itỳ
Explications en anglais  5  [1.2#608] to be joined to, to be connected to something. Used of that which is the addition made
Explications en français  6  [1.3] qu'on met ensemble, qu'on réunit, qu'on unit, qu'on assemble, qu'on joint, qu'on additionne: Tsy azo atambatra ao amin' ny efitrano iray ireo mpianatra rehetra ireo (On ne peut pas réunir tous ces élèves dans une même salle)
Exemples  7  atambatra, dorana, atao amy ny rano ho sotroina, izany kosa no fanafody. [2.48]
8  Io kosa niseho rehefa nanjaka Radama, saingy atambatra eto ny fìlazana azy. [1.437#]
9  Voalohany dia tsara raha atambatra ho iray ny sata roa manavaka ny ambanivohitra sy ny ambonivohitra. [4.27#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20