Entrée atakoditra (takoditra (hoditra))
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Andrahoina aman-kodiny: Atakoditra ny ovy sy ny vomanga matetika [Rajemisa 1985]
Définition française à faire cuire avec la peau [Abinal 1888]
Morphologie 
atakoditra
atakoditro
atakoditrao
atakodiny
atakoditsika
atakoditray
atakoditrareo
atakoditr'
atakodi-
atakoditry
natakoditra
natakoditro
natakoditrao
natakodiny
natakoditsika
natakoditray
natakoditrareo
natakoditr'
natakodi-
natakoditry
hatakoditra
hatakoditro
hatakoditrao
hatakodiny
hatakoditsika
hatakoditray
hatakoditrareo
hatakoditr'
hatakodi-
hatakoditry
atakodiro

2013/12/11