Entrée aspi
Partie du discours nom
Explications en malgache Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny solietnà izay amboniny sy ny adjidà-sefo ambaniny, mitovy laharana amin' ny aspirà ihany koa amin' ny tafika an-dranomasina ambanin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa sy ny maitre voalohany [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: aspirant.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31