|
|
|
|

Entrée1  asondrotra
Radical  2  sondrotra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Atao ho avoavo kokoa: Asondroty io sary io fa iva loatra ~ Asondroty ny feo
5  Akarina, ampiana tovona; tovonana: Hasondrotray ny tranonay amin' ny taona ho avy
6  Atao amin' ny toerana ambonimbony kokoa, omena voninahitra: Nasondrotry ny fanjakana izy fa nahavita be tamin' ny firenena [1.1]
Explications en français  7  à élever, à hausser, à augmenter, à promouvoir en dignité, à relever, à faire dépasser, à faire monter: Iva loatra io sary io ka tokony hasondrotra (Ce tableau est trop bas, il faut l'élever) ~ Tokony hasondrotra ny tranonao (Vous devriez exhausser votre maison) ~ Nasondrotry ny fanjakana izy (L'administration l'a promu à un poste plus élevé) [1.3]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 
Titres  14  Asondrotry ny taranaka (Ny Onja)
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot asondrotra

Mis à jour le 2023/01/20