|
|
|
|

Entrée1  asitrika
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  sitrika
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Alentika, atsoboka: Nasitriny tany anaty rano ilay alika, nefa tafapoitra ihany
Afenina: Nahoana no asitrikao any anaty lambanao ny bokiko?
Alevina: Amin' ny telo ora hariva no hasitriko ny razana
Explications en anglais  9  [1.7] to be plunged into something
Explications en français  10  [1.8] qu'on plonge dans l'eau, dans quelque chose; qu'on ensevelit; qu'on enfonce

Anagrammes  11  aritsika, asitrika, sitrakay, takasiry

Mis à jour le 2025/07/29