|
|
|
|

Entrée1  asesy
Radical  2 sesy
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 atao eo aloha. [Betsimisaraka] [1.78]
5 Atao mifandimby tsy misy fiatoana: Aseseo amin' izay ny hira, rankizy.
6 Amidy tsirairay: Nasesiny dimampolo mihodidinany akohony rehetra. [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  12 asesy, 13 Sesay

Mis à jour le 2025/11/02