|
|
|
|

Entrée1  aseho
Radical  2  seho
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Atranga, aharihary, velarina mba ho hita
Borahina, ambara, mba ho hita: Nasehony ahy ny tao am-pony
Exemples  5  Samy aseho amin' ny teny izy ireo. [1.519#]
6  Ny momba Razana ihany no aseho eto. [2.245#]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Titres  11  Fonjambolamena asehon' ny asany : na ilay Cher Frère malagasy voalohany (Rabe Régis)
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot aseho

Anagrammes  13  aseho, haeso, hoesa

Mis à jour le 2023/01/06