Entrée asedra (sedra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina misedra, mitsapa ny hadion' ny metaly iray, ohatra ny volamena [1.1]
Morphologie 
Présent : asedra, asedrako, asedranao, asedrany, asedrantsika, asedranay, asedranareo, asedran', asedran-, asedram-
Passé : nasedra, nasedrako, nasedranao, nasedrany, nasedrantsika, nasedranay, nasedranareo, nasedran', nasedran-, nasedram-
Futur : hasedra, hasedrako, hasedranao, hasedrany, hasedrantsika, hasedranay, hasedranareo, hasedran', hasedran-, hasedram-
Impératif : asedrao

Mis à jour le 2023/01/20