| Entrée | 1 asaramanitra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Radical | 3 asara |
| Explications en malgache |
4 [1.1] Teny ilazana ny fandroana malagasy 5 [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano] volana voalohany amin'ny taona 6 [1.78] [Sihanaka] anaram-bolana faharoa amin'ny taona |
| Explications en anglais |
7 [1.2] [manitra, fragrant.] The month in which the new year's festival, called fandroana, is held. See alahamady. |
| Vocabulaire |
8 Temps |
| Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot asaramanitra |
| Citations | 10 Textes citant asaramanitra |
| Anagrammes | 11 asaramanitra, Tsaramaraina |
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|