Entrée (1/2) | 1 asara |
Radical | 2 sara |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny vola na zavatra omena ho saran-javatra, ho hofany: Kely loatra ity vola asaranao ny lakana ity [1.1] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 9 asara |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 fotoam-pahavokaran'ny vary (Novambra - Janoary) [Taisaka]
[1.78] 12 fahavaratra [Bara, Tanala] [1.78] 13 Tonon-taona fahavaratra [Sakalava] [1.1] 14 fizaran-taona mafana sy be orana [1.13] |
Explications en anglais |
15 the rainy season. [Ar. As-sahr, the month.] [1.2] |
Explications en français |
16 mois de décembre, récolte du riz, saison de la récolte (novembre à janvier) [Taisaka]
[1.82] 17 saison des pluies [1.13] |
Vocabulaire |
18 Temps 19 Géographie: (en général) |
Mots composés |
|
Anagrammes | 21 arasa, asara |
Mis à jour le 2023/08/11 |