Entrée asandratra (sandratra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Asondrotra, apetraka ho eo amin' ny toerana ambonimbony kokoa: Tokony hasandratra ny jiro fa iva loatra
¶ Omena voninahitra, ampakarina voninahitra: Mendrika ny hasandratra io lehilahy io fa nahavita be tamin' ny tanindrazana ~ Asandratr' Andriamanitra izay manetry teny
¶ Atao
¶ atsangana
¶ Hasandratra ho olo-masina ny zanaky ny nosintsika iray [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be raised high; to be exalted, to be honored [Hallanger 1973]
Définition française à placer haut, à élever, à exhalter, à promouvoir en dignité [Abinal 1888]
 qu'on soulève; qu'on exalte, honore [Hallanger 1974]
Morphologie 
asandratra
asandratro
asandratrao
asandrany
asandratsika
asandratray
asandratrareo
asandratr'
asandra-
asandratry
nasandratra
nasandratro
nasandratrao
nasandrany
nasandratsika
nasandratray
nasandratrareo
nasandratr'
nasandra-
nasandratry
hasandratra
hasandratro
hasandratrao
hasandrany
hasandratsika
hasandratray
hasandratrareo
hasandratr'
hasandra-
hasandratry
asandrato
Exemples Dia asandratra indray ny sampy asandratra omby malaza A. [Callet: Tantara, page 226]
Citations 

2013/12/10