Entrée | 1 asafaty |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fetin' ny maty izay atao isan-taona, nefa koa indraindray isan-droa na telo taona, ho an' ireo rehetra maty nandritra izay fepotoana izay; izay nanaovana asafaty ihany no mahazo miditra amin' ny fasana raikitra [Taisaka]
[1.1] |
Mis à jour le 2020/07/31 |