Entrée asafaty
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Fetin' ny maty izay atao isan-taona, nefa koa indraindray isan-droa na telo taona, ho an' ireo rehetra maty nandritra izay fepotoana izay; izay nanaovana asafaty ihany no mahazo miditra amin' ny fasana raikitra [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31