Entrée | asabodika (sabodika) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Asaritaka, akorontana mba hampifamadika sy hampifandiso izay tena izy sy ny marina: Aza asabodika ny teninao fa tsy hita intsony izay teny marina [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |