Entrée arzantinina
Partie du discours   nom ou adjectif
Définition malgache   Ny tompon-tany any amin' ny tanin' i Arzantina (Amerika atsimo indrindra): Manankarena solitany sy tenon-damba ny Arzantinina
¶ Momba an' i Arzantina, an' ny Arzantina na avy any Arzantina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   Argentinean, Argentinian, Argentine [3.1]
Définition française   argentin, argentine [3.1]
Vocabulaire  
Origine   Français: argentin.
Analogie   Arzantina

Mis à jour le 2014/01/02