| Entrée | 1 ary saina | 
| Mots élémentaires | 2 ary, 3 saina | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   afaka mandinika sy mihevitra ny tokony hatao [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   of sound judgement. [1.2] | 
| Exemples | 7   Vao ary saina kely foana aho dia fantatro fa mahantra izahay
[2.472] | 
| Synonymes | 8 vory saina | 
| Anagrammes | 9 ary saina, 10 Asiriana, 11 Asyriana, 12 iraisana, 13 isariana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |