Entrée ary fomba (ary, omba)
Partie du discours locution
Explications en malgache tomombana amin' ny maha-izy azy, izany hoe ao aminy daholo izay ilaina mba hahalavorary azy [Rajemisa 1985]
 [ arifomba ] misy kojakoja rehetra'ilaina [SLP 1986]
Explications en français [ arifomba ] tout confort [SLP 1986]
 complet, qui a tout ce qu'il faut [Rajaonarimanana 1995]

Mis à jour le 2020/07/31