Entrée arovana (aro)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Tandremana sao misy mamely na manimba: Arovan' ny miaramila andro aman' alina ny tranon' ny Filoha fa matahotra izy
¶ Sakanana, rarana: Arovany tsy avelany hivoaka ny vadiny
¶ Alofana: Arovan' ny satroka amin' ny hainandro ny loha [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be guarded, to be protected, to be preserved, to be forbidden, to be prevented. [Richardson 1885]
 to be protected [Hallanger 1973]
Définition française qu'on protège [Hallanger 1974]
Morphologie 
arovana
arovako
arovanao
arovany
arovantsika
arovanay
arovanareo
arovan'
arovan-
arovam-
arova-
narovana
narovako
narovanao
narovany
narovantsika
narovanay
narovanareo
narovan'
narovan-
narovam-
narova-
harovana
harovako
harovanao
harovany
harovantsika
harovanay
harovanareo
harovan'
harovan-
harovam-
harova-
arovy
Citations 

2012/10/27