|
|
|
|

Entrée1  aro riaka
Mots élémentaires  2  aro, 3  riaka
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  tatatra atao akaikin' ny voly na ny trano mba handehanan' ny rano mikoriana ka voaro amin' izany ilay voly na ilay trano [1.1]
Explications en français  6  rigole ou petite digue autour de la maison pour la protéger contre l'eau [1.3]
Exemples  7  Satria nisy ny aroriaka hatrany sahala amin' izany natao, dia mba vita ihany ny teo. [2.4#]
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot aro riaka

Mis à jour le 2025/09/12