Entrée | 1 arodona |
Radical | 2 rodona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Asaina mandeha miaraka daholo (omby aman' ondry) 5 Aingaina miaraka (hira) [1.1] |
Explications en anglais |
6 To be driven along violently; to be wasted, as riches [1.2#523] |
Explications en français |
7 à faire marcher, à faire retentir, à dépenser à la fois [1.3#542] |
Exemples |
8 dobohina ny amponga, arodona ny dihy, ary ny fampiarahana ireo no antsoina hoe mamoha saha aminy. [2.245#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 andoaro, arodano, arodona, doroana |
Mis à jour le 2023/01/06 |