Entrée arodana (rodana)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Azera atao ambony ambany, akoa, ahotsaka: Narodan' ny tompony ilay trano teto fa hanao vaovao izy
¶ Alaina mora foana satria be dia be: Arodana fotsiny ny kaki erỳ Antanetikelimay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be pushed down, as a wall [Hallanger 1973]
Définition française qu'on fait tomber, comme un mur [Hallanger 1974]
Morphologie 
arodana
arodako
arodanao
arodany
arodantsika
arodanay
arodanareo
arodan'
arodan-
arodam-
aroda-
narodana
narodako
narodanao
narodany
narodantsika
narodanay
narodanareo
narodan'
narodan-
narodam-
naroda-
harodana
harodako
harodanao
harodany
harodantsika
harodanay
harodanareo
harodan'
harodan-
harodam-
haroda-
arodano, arodany

2010/05/14