Entrée (1/2) | 1 arindrano |
Mots élémentaires | 2 ary, rano |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Karazan-damba misy sorany mitsoriadriaka mainty sy fotsy na haboka sy fotsy mifanelanelana fanaon' ny Betsileo amin' ny landy sy landihazo. Fitafy amin' ny andro malaza ny arindrano fahizay ka ny lehilahy lehibe na mpanankarena no manao azy [1.1] |
Explications en anglais |
5 a lamba with black stripes woven [in the Arindrano dictrict] [1.2] |
Exemples |
6 Mazàna arindrano no itafiany na tokan-tsisina. [1.353#] |
Vocabulaire |
7 Economie: vêtements |
Mots composés |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot arindrano |
Entrée (2/2) | 10 Arindrano |
Partie du discours | 11 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Explications en anglais |
12 Name of a well-watered district in the Betsileo province [1.2] |
Vocabulaire |
13 Géographie: pays, peuples |
Anagrammes | 14 androrany, arindrano, Arindrano, irandrano, rian-drano |
Mis à jour le 2024/10/20 |