Entrée arikatra
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Enti-milaza toerana mitovy amin' ny arỳ, fa manondro mafimafy kokoa ary somary fitenin' ny ankizy indrindra: Aiza no misy ny tranonareo, ry Bozy ! -- Arikatra amoron-drano arikatra. / Nankaiza no nandositra ilay omby ? -- Arikatra [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31