Entrée arika
Partie du discours adjectif
Définition malgache Fahatsiarovana; tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto teny ireto [Rajemisa 1985]
Définition française mémoire [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms 

Entrée arika (rika)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Atao ao ambany rambaramba mba hikodiavany tsara: Iretsy hazo boribory iretsy arika an' itỳ rambaramba ity [Rajemisa 1985]
Définition française ce qu'on met sous le traîneau pour le faire rouler [Abinal 1888]
Morphologie 
arika
arikako
arikanao
arikany
arikantsika
arikanay
arikanareo
arikan'
narika
narikako
narikanao
narikany
narikantsika
narikanay
narikanareo
narikan'
harika
harikako
harikanao
harikany
harikantsika
harikanay
harikanareo
harikan'
arikao

Entrée arika
Partie du discours nom
Définition française  [Tankarana] rate [David 1952 (takila A)]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Synonymes bakela ~ katry ~ lambiñana

2017/03/10