Entrée ariary
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaran' ny vola izay nataon' ny Malagasy ho venty na fototry ny volany fahizay, ka ny sandany dia 4,80 frs tany aloha ary 5,00frs taty aoriandriana. Ny ariary no novakina ka nahazoana ny vola madinika na vakim-bola rehetra: ny 1/2: loso; ny 1/3: sasanangy; ny 1/4: kirobo; ny 1/6: venty / ny 1/8: sikajy; ny 1/72: eranambatry. Matetika no hafohezina ho ary fotsiny ny teny hoe ariary raha miaraka amin' ireto teny ireto: zato, folo, sivy, valo, fito, enina, dimy, efatra, telo, roa: Ary zato, ary folo..., mitovy amin' ny hoe: ariary zato, ariary folo [1.1]
Explications en anglais A dollar; usually used of cut money. [Ar. al-rial, from Sp. Real.; Swa. reale.] See farantsa. [1.2]
 A "dollar", five francs [1.7]
Explications en français Une "piastre", cinq francs [1.8]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée ariary
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] Nom d'une espèce de cordages, haubans. [1.19]
Vocabulaire 

Entrée ariary
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Velarana [1.78]
Explications en français Surface [1.78]

Entrée ariary
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en malgache  [Taimoro] Manodidina [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31