|
|
|
|

Entrée1 -areo
Partie du discours  2 pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo? [1.1]
Explications en anglais  4 Your, yours; by you. It is plural.
Rainareo [ray]: your father.
Efanareo [efa]: finished by you.
When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided. Satrokareo [satroka]: your hat. Tongotrareo [tongotra]: your feet. [1.2]
5 your; done by you (plural) [1.7]
Explications en français  6 De vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots terminés par ka, tra, na. Katsakareo: votre maïs. Fantatrareo: connu de vous. Razanareo: vos ancêtres. [1.3]
7 De vous, par vous. [1.5]
8 à vous, votre; fait par vous (pluriel). [1.8]
Analogues  9 nareo, 10 anareo, 11 ianareo
Tableaux et planches  12 Tous les pronoms

Anagrammes  13 aore, 14 -areo, 15 erao, 16 eroa, 17 orea

Mis à jour le 2025/11/02