| Entrée | 1 arenina |
| Radical | 2 arina |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ajoro: Areno tsara io andry io fa mitongilana Atao mitovy tantana, marintampona: Narenina aloha ny tany vao naorina ny trano Asaina mipetraka mitombina tsara: Areno ny marary fa hisakafo [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be levelled; to be set upright [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on nivelle, qu'on redresse, qu'on met d'aplomb [1.8] |
| Exemples |
7 arenina ho tanimboly ny eo an-tenatenany.
[2.117#]
8 Mbola tsy voakaonty ankehitriny ny zavatra simba tsy azo arenina eo amin' ny tontolo iainana aterak' ireo tetikasa ireo; [4.27#] 9 Heverin' ny Malagasy kosa anefa fa miavaka ihany ny vintana, dia izy azo arenina : misy tena manatona mpanandro mihitsy hanao an' izany; [2.285#] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 15 anerany, 16 arenina |
| Mis à jour le 2025/10/07 |
|