Entrée arehoka (rehoka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Aloa ka atsipy amin' ny tany: Nikohaka izy dia ra velona izao no narehony [1.1]
Morphologie 
Présent : arehoka, arehoko, arehokao, arehony, arehotsika, arehokay, arehokareo, arehok', areho-
Passé : narehoka, narehoko, narehokao, narehony, narehotsika, narehokay, narehokareo, narehok', nareho-
Futur : harehoka, harehoko, harehokao, harehony, harehotsika, harehokay, harehokareo, harehok', hareho-
Impératif : arehofy

Mis à jour le 2023/01/05