Entrée arasa (rasa)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Entina mandrasa, mandidy na mitetika (hena...): Itỳ ve ny antsy narasanao ny hena tao? [Rajemisa 1985]
Morphologie 
arasa
arasako
arasanao
arasany
arasantsika
arasanay
arasanareo
arasan'
arasan-
arasam-
narasa
narasako
narasanao
narasany
narasantsika
narasanay
narasanareo
narasan'
narasan-
narasam-
harasa
harasako
harasanao
harasany
harasantsika
harasanay
harasanareo
harasan'
harasan-
harasam-
arasao

2010/05/14