Entrée arasa (rasa)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina mandrasa, mandidy na mitetika (hena...): Itỳ ve ny antsy narasanao ny hena tao? [1.1]
Morphologie 
Présent : arasa, arasako, arasanao, arasany, arasantsika, arasanay, arasanareo, arasan', arasan-, arasam-
Passé : narasa, narasako, narasanao, narasany, narasantsika, narasanay, narasanareo, narasan', narasan-, narasam-
Futur : harasa, harasako, harasanao, harasany, harasantsika, harasanay, harasanareo, harasan', harasan-, harasam-
Impératif : arasao

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20