|
|
|
|

Entrée1  araparapa
Radical  2  raparapa
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Asaina mamindra na mandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa: Naraparapan' ny haizina aho ka voapoka ny lohako, voadona ny soroko
Asaina mizotra fotsiny amim-pahamaikana tsy mihevitra izay ho vokatr' izany: Araparapan' ny fahoriana Ramatoa irỳ ka tsy mahalala izay hahafaty azy akory
Explications en français  5  [1.3#513] à faire tâtonner
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2023/01/20