Entrée | 1 ara-kevitra |
Mots élémentaires | 2 araka, hevitra |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1#104] atao mifanaraka amin' ny: Ara-kevitry ny andro niasana no hanomezana ny karama 5 [1.1#104][ara-keviny] tsy atao maty paika fa araka ny vinavina tokony ho izy fotsiny: Tsy misy mizana fa ataovy ara-keviny fotsiny eo ny fizarana ny hena 6 [1.1#431] ny tokony ho izy mifanaraka amin' izay natao sy izay vita |
Explications en anglais |
7 [1.2] Proportion, in Arithmetic |
Explications en français |
8 [1.3#50] Selon le sens, selon le contexte, en proportion, proportionnellement, à raison de: Ara-kevitry ny andro niasana no hizarana ny vola (L'argent sera partagé proportionnellement aux jours de travail) 9 [1.3#50] Règle de proportion, règle de trois, règle de société |
Vocabulaire |
10 Mathématiques: arithmétique |
Mis à jour le 2024/08/13 |