| Entrée | 1 ara-kevitra | 
| Mots élémentaires | 2 araka, 3 hevitra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   atao mifanaraka amin' ny: Ara-kevitry ny andro niasana no hanomezana ny karama [1.1#104] 6 [ara-keviny] tsy atao maty paika fa araka ny vinavina tokony ho izy fotsiny: Tsy misy mizana fa ataovy ara-keviny fotsiny eo ny fizarana ny hena [1.1#104] 7 ny tokony ho izy mifanaraka amin' izay natao sy izay vita [1.1#431] | 
| Explications en anglais | 8   Proportion, in Arithmetic [1.2] | 
| Explications en français | 9   Selon le sens, selon le contexte, en proportion, proportionnellement, à raison de: Ara-kevitry ny andro niasana no hizarana ny vola (L'argent sera partagé proportionnellement aux jours de travail) [1.3#50] 10 Règle de proportion, règle de trois, règle de société [1.3#50] | 
| Vocabulaire | 11 Mathématiques: arithmétique | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |