Entrée arakara-tarehy voa-javatra
Mots élémentaires arakaraka ; tarehy ; voa- (voatra) ; zavatra
Partie du discours locution
Explications en malgache Matetika ny endrika aman-tarehin' ny zavatra etỳ ivelany mifanentana amin' ny nanamboarana azy, fa tsy misy zavatra ratsy voatra akory nefa tsara tarehy [1.1]

Mis à jour le 2023/11/24