| Entrée | 1 arabo |
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
3 Ny firenena monina amin' ny tanin' i Arabia (Arabia Saodita, Yemenina, Omanina, Koeity, ny nosy Barenina ary Katara): Hatramin' ny fahagolantany no efa nifandrafy ny Arabo sy ny Israelianina.
4 Mikasika an' i Arabia, an' i Arabia na avy any Arabia: Misimisy ihany ny teny arabo tafiditra amin' ny teny malagasy. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 an Arab. See talaotra, silamo.
[1.2] 6 an Arab; a Moslem East Indian or Pakistanese. [1.7] |
| Explications en français |
7 Arabe; Musulman d'origine Indienne ou Pakistanaise.
[1.8] 8 Arabe. [1.5] |
| Exemples |
9 Maromaro ihany ny arabo nonina an-drenivohitra.
[2.366#]
10 Ny Nosy manja, araka izany, dia Nosin' ny arabo. [2.508#] |
| Vocabulaire | 11 Géographie: pays, peuples |
| Article | 12 Randzavola: Arabo ao amin' ny Baiboly |
| Anagrammes | 13 arabo, 14 aroba, 15 barao, 16 Baroa, 17 boara, 18 rabao |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|