|
|
|
|

Entrée1  aparasaka
Radical  2 parasaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Aparitaka, aely: Naparasany teo anoloanay ny vola iray hetsy
5 Aseho miharihary: Aparasaho àry ny hevitra hiaraha-midinika [1.1]
Explications en anglais  6 to be spilled [1.2]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12