|
|
|
|

Entrée1  apaka
Radical  2  paka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Atao mipaka, atao mikasika amin' ny..,: Aza apaka amin' ny rindrina ny latabatra fa simba ny rindrina [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9 akapa, 10 apaka

Mis à jour le 2025/09/12