|
|
|
|

Entrée1  aoto
Partie du discours  2  nom
Exemples  3  Tsy mbola nisy aoto hitondra, fa ny vatsy no noraisina dia samy manao izay hahatongavany. [2.499]
4  Iny kosa Rasaha, tovolahy tokony ho fito amby telopolo taona, mamindra moramora manatona ny toerana fijanonan' ny aoto. [2.314]
Morphologie 
5  Simple :
Vocabulaire  6  Transports

Anagrammes  7 aoto, 8 otao

Mis à jour le 2025/07/29