|
|
|
|

Entrée1 aostralianina
Partie du discours  2 nom ou adjectif
Explications en malgache  3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Aostralia, nosy lehibe any Oseania, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe eto amin' izao tontolo izao
Mikasika an' i Aostralia na an' i Aostralia na avy any Aostralia [1.1]
4 Australian [1.1]
5 australien, australienne [1.1]
Vocabulaire  6 Géographie: pays, peuples
Analogues  7 aostralia, 8 aostralia

Mis à jour le 2025/11/02