|
|
|
|

Entrée1  aoriandriana
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Radical  3  aoriana
Explications en français  4  [1.3#58] [duplicatif diminutif] à une petite distance en arrière)
Exemples  5  [2.117#112] Taty aoriandriana dia lasa voly fanondrana izy.
6  [2.59#207] Tato aoriandriana indray, dia ny Hova lahy indray no anononan'ny olona azy;
7  [1.357#] Raha karipela mikambana izy, dia tsy mikambana amy ny voalohany, fa ato aoriandriana.

Mis à jour le 2025/07/29