Entrée aoka
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache Enti-mampitsahatra na mampijanona asa na zavatra: Aoka izay ny tabataba!
Miaraka amin' ny ho: Enti-mitaona na mitarika hanao asa na hanan-toetra toy izao na toy izao: Aoka ho malina fatratra isika [1.1]
Explications en anglais Sufficient, enough [1.2]
 Enough! [1.7]
Explications en français Assez! puisse! [1.8]
Morphologie 
Simple : aoka, aokan', aok'
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/12