Entrée | 1 antsika |
Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny isika raha atao teny fameno: Mahita antsika Andriamanitra, na raha atao milaza tompon-javatra: Antsika ny fahadisoana ka aoka handefitra isika. |
Explications en anglais |
4 [1.2] Us, ours (including the persons addressed); used as accusative and possessive case of isika. 5 [1.7] us. (plur. inclusive as object); ours |
Explications en français |
6 [1.3] Nous, à nous (y compris ceux à qui on parle). Manaratsy antsika izy: il dit du mal de nous. Antsika ity akoho ity: Ce poulet est à nous. Antsika ny manamboatra io tetezana io: c'est à nous à arranger ce pont. Antsika no antsika izany: c'est notre affaire. 7 [1.5] Nous, à nous (inclusif). 8 [1.8] Nous (pluriel inclusif - objet), nôtre, à nous. |
Explications en italien |
9 [1.18] noi il nostro |
Analogues | 10 isika, -ntsika |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
12 Tous les pronoms |
Anagrammes | 13 antsaki, antsaky, antsika, asintak, itsakan, kiantsa, kinatsa, natsiak, natsika, nitsaka, sintaka, tsaikan, tsanaky, tsinaka |
Mis à jour le 2023/08/16 |