|
|
|
|

Entrée1  antsavony
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Levona na lany foana, very voaka (tsy fampiasa mandeha irery io teny io fa miaraka mandrakariva amin' ireto teny ireto: lany, very, manary: Tsy hita ny alehan' ireo vola nangonina fa very antsavony tsy hita popòka
Explications en anglais  4  [1.2] used only with very, lost, as very antsavony, unprofitable expenditure of time and labour, by turning the attention to too many objects; an undecided and wandering state of mind that wastes time without attaining the object sought after.

Anagrammes  5  antsavony, antsovina, iantsovan, nanatsivo, natsovany, niantsova, novatsian, novatsina, ontsinava, tsy vanona, vantsiona

Mis à jour le 2020/07/31