Entrée antsamotady
Partie du discours nom
Explications en malgache Tady voarandrana atao fandefasana vato amelezana: tokony ho roa metatra eo ho eo ny halavany ka eo afovoany, amin' ny fisasahany, izay atao hoe foitr' antsamotady no ametrahana ny vato; ny ilan' ny antsamotady dia atao miforitra a. min' ny ankikely, fa ny tendrony iray kosa izay atao hoe tsapok' antsamotady dia mivaha tsy misy mitana azy mba hahafahan' ilay vato miantoraka amin' izay kendrena hasiana [1.1]
Explications en anglais A sling for throwing stones [1.7]
Explications en français Fronde [1.8]
Exemples 
1Ny manao diamanga na antsamotady dia rarao; [1.431]
2Ny tambanivohitra no mpifamely vaton' antsamotady. [1.437]
3Dia nasian' ny anankiray tamin' ny antsamotady, ka voa teo amin' ny orony. [2.606]
Mots composés 
Proverbes 
Articles 

Mis à jour le 2022/07/18