Entrée antsafa
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka] arahaba [Rakotosaona 1972]
 Fanontaniana toe-pahasalamana na toetoe-javatra: Aorian' ny arahaba no matetika atao ny antsafa
¶ Fanontaniana zavatra efa fantatra rahateo, nefa mba tiana hofotopotorana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise enquiries about things of which one is fully cognisant beforehand. Used in enquiries after the sovereign and her kingdom. [Richardson 1885]
Dérivations 
Citations 

2012/10/23