1 | Misy ngezabe, misy antonontonony. [Rakotozafy: Ratsimba]
|
2 | Ka he fa antonontonony tsy dia nisy tafahoatra taloha na ny fahantrana na ny harena. [Rahajarizafy: Filozofia, page 51]
|
3 | Antonontonony tamin' ny fivelomana avokoa izy rehetra, tsy misy sahirana na iray aza ary samy tokony ho afaka nanampy ahy tsara, raha tiany. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 8]
|
|