Exemples |
1 | Nanjary sakaizam-pandriana Ramatoa: antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo.
[2.470]
|
2 | Vao manokatra ny forum le mpatory antandro ity dia vavaka no ataony, vao manomboka antoandrotoandro ny andro ompa variraka no antaony
[4.12]
|
|