|
|
|
|

Entrée1  antoandrobenanahary
Mots élémentaires  2 antoandro, 3 be, 4 Nanahary
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6 efa tena antoandrobe ny andro ka mibahaka aoka izany ny masoandro (11-12 ora). [1.1]
Explications en anglais  7 daytime, the middle of the day. [1.7]
Explications en français  8 Grand jour : de huit à dix heures du matin. [2.415#6546]
9 le grand jour. [1.8]
Exemples  10  Fa mazava toy ny antoandrobenanahary ao ambany rehetra ao. [2.356#]
11  Aiza ianao hahita vara-maina amin'izao antoandrobenanahary tsy oran-tsy inona' izao, hoy Rainimiadamanana avy ao Ambohitraivo. [2.588#]
Vocabulaire  12  Temps
Synonymes  13 antoandrobe

Mis à jour le 2025/10/11