|
|
|
|

Entrée1  antilimbohitra
Radical  2  antily, vohitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Antoko mpanao raharaham-panjakana nisolo ny Sakaizambohitra tamin' ny taona 1884 ka ankoatra ny raharahan' ireo nodimbiasany (fikarakarana ny fandriam-pahalemana) dia mbola niandraikitra indray ny fanoratana ny teraka, ny fanambadiana, ny maty sy izay rehetra fanaon' ny Tomponarivo tatỳ aoriana izy ireo
Mpiambina na mpitsikilo

Mis à jour le 2020/07/31